1 Samuel 25:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izao saotra noentin’ny mpanompovavinao aminao ankehitriny izao, tompoko, dia aoka homena ny zatovo izay manaraka ny tompoko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao fanatitra entin’ny mpanomponao amin’ny tompoko izao, dia raiso ary aoka hozaraina amin’ny zatovo manaraka ny tompoko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ankehitriny aoka ireto fanomezana entiko ho anao ireto mba hozaraina amin’ireo tovolahy miaraka aminao.
Malagasy Bible 1865
Ary izao saotra nentin'ny ankizivavinao aminao izao, tompoko, dia aoka homena ny zatovo manaraka ny Tompoko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izao saotra noentin’ny mpanompovavinao aminao ankehitriny izao, tompoko, dia aoka homena ny zatovo izay manaraka ny tompoko.
malagasy
Ary izao saotra nentin'ny ankizivavinao aminao izao, tompoko, dia aoka homena ny zatovo manaraka ny Tompoko.