1 Samuel 25:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nabala no anaran-dRalehilahy, ary Abigaila no anaran’ny vavy; vehivavy marani-tsaina sady tsara tarehy izy ity; ny lahy kosa saro-po sy ratsy amin’izay ataony; ary isan’ny taranak’i Kaleba izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nabala no anaran-dralehilahy io, ary Abigaila no anaran’ny vadiny; ravehivavy dia hendry tokoa sy tsara tarehy, fa ralehilahy kosa sady henjana no ratsy fiaina; taranak’i Kaleba izy io.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Nabala no anaran’izany lehilahy izany, ary i Abigaîla kosa ny vadiny. Ramatoa dia hendry no tsara tarehy, fa rangahy kosa lozabe sady ratsy fanahy. Avy amin’ny taranak’i Kaleba io Nabala io.
Malagasy Bible 1865
Nabala no anaran-dralehilahy; ary Abigaila no anaran'ny vavy; vehivavy hendry sady tsara tarehy izy; fa ny lahy kosa saro-po sy ratsy amin'izay ataony; ary isan'ny taranak'i Kaleba izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nabala no anaran-dRalehilahy, ary Abigaila no anaran’ny vavy; vehivavy marani-tsaina sady tsara tarehy izy ity; ny lahy kosa saro-po sy ratsy amin’izay ataony; ary isan’ny taranak’i Kaleba izy.
malagasy
Nabala no anaran-dralehilahy; ary Abigaila no anaran'ny vavy; vehivavy hendry sady tsara tarehy izy; fa ny lahy kosa saro-po sy ratsy amin'izay ataony; ary isan'ny taranak'i Kaleba izy.