1 Samuel 25:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa rehefa mahavita amin’ny tompoko araka ny soa rehetra nolazainy taminao NY TOMPO ka manendry anao ho mpanapaka ny Israely
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa tanterak’i Iaveh amin’ny tompoko ny soa rehetra nambarany momba ny tenanao ka ho voatsangany ho filohany amin’i Israely ianao,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa tanteraky ny TOMPO aminao ny soa rehetra nampanantenainy ka voatsangany ho filohan’i Israely ianao,
Malagasy Bible 1865
Ary amin'izany, raha Jehovah mahavita amin'ny tompoko araka ny soa rehetra nilazany anao ka manendry anao ho mpanapaka ny Isiraely,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa rehefa mahavita amin’ny tompoko araka ny soa rehetra nolazainy taminao NY TOMPO ka manendry anao ho mpanapaka ny Israely
malagasy
Ary amin'izany, raha Jehovah mahavita amin'ny tompoko araka ny soa rehetra nilazany anao ka manendry anao ho mpanapaka ny Isiraely,