1 Samuel 25:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia tsy ho sakana na fanafintohinana amin’ny fon’ny tompoko izany, fa tsy nandatsa-dra tsy amin’antony ianao, na namonjy ny tenanao, tompoko; fa rehefa asian’NY TOMPO soa ny tompoko dia mba tsarovy aho mpanompovavinao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia tsy hotsindronin’ny nenina ianao, na hampijalin’ny fony ny tompoko, avy amin’ny fandatsahan-dra tsy misy antony sy famaliam-paty ho an’ny tena. Ary rehefa asian’i Iaveh soa ny tompoko mba tsarovy ny ankizivavinao».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia aoka tsy harahin’alahelo na nenina ianao satria hoe nahalatsa-dra amin’ny antony ka nanao fitsaran-tenany. Mba tsarovy aho mpanomponao, tompoko, rehefa manisy soa anao ny TOMPO!
Malagasy Bible 1865
dia tsy ho alahelo na ho nenina amin'ny fon'ny tompoko izany, fa tsy nandatsa-drà foana ianao, na namaly ho an'ny tenanao, tompoko; fa rehefa asian'i Jehovah soa ny tompoko, dia mba tsarovy aho ankizivavinao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia tsy ho sakana na fanafintohinana amin’ny fon’ny tompoko izany, fa tsy nandatsa-dra tsy amin’antony ianao, na namonjy ny tenanao, tompoko; fa rehefa asian’NY TOMPO soa ny tompoko dia mba tsarovy aho mpanompovavinao.
malagasy
dia tsy ho alahelo na ho nenina amin'ny fon'ny tompoko izany, fa tsy nandatsa-drà foana ianao, na namaly ho an'ny tenanao, tompoko; fa rehefa asian'i Jehovah soa ny tompoko, dia mba tsarovy aho ankizivavinao.[Heb. fahatafintohinana]