1 Samuel 25:32 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy i Davida tamin’i Abigaila: Isaorana anie NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely izay naniraka anao hihaona amiko androany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Davida tamin’i Abigaila: «Hankalazaina anie i Iaveh Andriamanitr’i Israely izay naniraka anao hitsena ahy androany! Hankalazaina anie ny fahendrenao lehibe!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Davida tamin’i Abigaîla: –Hisaorana anie ny TOMPO Andriamanitr’i Israely, Izay naniraka anao hihaona amiko androany.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Davida tamin'i Abigaila: Isaorana anie Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, Izay naniraka anao hihaona amiko androany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy i Davida tamin’i Abigaila: Isaorana anie NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely izay naniraka anao hihaona amiko androany.
malagasy
Ary hoy Davida tamin'i Abigaila: Isaorana anie Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, Izay naniraka anao hihaona amiko androany.