1 Samuel 25:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hotahiny anie ny fahendrenao sady hotahiny anie ianao, izay niaro ahy tsy hahazo heloka amin’ny fandatsahan-dra ary tsy hamonjy ny tenako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hankalazaina anie ianao, izay niaro ahy tsy handatsa-dra foana sy tsy hamaly faty amin’ny tanako amin’ity andro ity.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Misaotra anao koa aho noho ny fahendrenao, dia ianao izay niaro ahy tsy handatsa-dra tsy amin’antony sy hanao fitsaran-tenany.
Malagasy Bible 1865
Ary hotahiny anie ny fahendrenao, ary hotahiny anie ianao, izay niaro ahy androany tsy hahazo heloka amin'ny fandatsahan-drà ary tsy hamaly ho an'ny tenako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hotahiny anie ny fahendrenao sady hotahiny anie ianao, izay niaro ahy tsy hahazo heloka amin’ny fandatsahan-dra ary tsy hamonjy ny tenako.
malagasy
Ary hotahiny anie ny fahendrenao, ary hotahiny anie ianao, izay niaro ahy androany tsy hahazo heloka amin'ny fandatsahan-drà ary tsy hamaly ho an'ny tenako.