1 Samuel 25:35 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia noraisin’i Davida teny an-tanany ilay zavatra noentiny ary hoy izy taminy: Miakara soa amantsara any an-tranonao ianao; indro, efa nohenoiko ny feonao ary nankasitrahiko ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary noraisin’i Davida teny an-tanan’i Abigaila ny zavatra nateriny ho azy, ka hoy izy taminy: «Miakara amim-piadanana ho any an-tranonao, jereo fa nihaino ny feonao ary nampahazo toky ny tavanao aho ».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noraisin’i Davida ireo zavatra nentin’i Abigaîla ho azy, ary hoy indray izy taminy: –Miverena soa aman-tsara any an-tranonao. Jereo fa efa nihaino ny feonao aho ary nanaiky ny fifonanao.
Malagasy Bible 1865
Ka dia noraisin'i Davida teny an-tànany ilay zavatra nentiny, ary hoy izy taminy: Miakara soa aman-tsara ho any an-tranonao ianao; indro, efa nohenoiko ny feonao, ary nankasitrahako ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia noraisin’i Davida teny an-tanany ilay zavatra noentiny ary hoy izy taminy: Miakara soa amantsara any an-tranonao ianao; indro, efa nohenoiko ny feonao ary nankasitrahiko ianao.
malagasy
Ka dia noraisin'i Davida teny an-tànany ilay zavatra nentiny, ary hoy izy taminy: Miakara soa aman-tsara ho any an-tranonao ianao; indro, efa nohenoiko ny feonao, ary nankasitrahako ianao.