1 Samuel 25:37 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony maraina, rehefa afaka ny hamamoan’i Nabala dia nambaran’ny vavy taminy ny zava-nitranga ka voadona ny fony ary tonga tahaka ny vato.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony maraina anefa, efa nahatsiaro tamin’ny hamamoany i Nabala, dia notantarain’ny vavy taminy izany zavatra izany, ka nihotakotaka nila hahafaty azy ny fony dia nanjary toy ny vato izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny ampitso maraina, rehefa afaka ny hamamoan’i Nabala, vao notantarain’ny vadiny taminy izay nitranga, ka voadona mafy ny fony, hany ka tsy nahahetsika toy ny vato izy.
Malagasy Bible 1865
Ary nony maraina, ka afaka ny hamamoan'i Nabala, dia nambaran'ny vavy taminy izany zavatra izany, ka dia matihena ny fony ka tonga tahaka ny vato.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony maraina, rehefa afaka ny hamamoan’i Nabala dia nambaran’ny vavy taminy ny zava-nitranga ka voadona ny fony ary tonga tahaka ny vato.
malagasy
Ary nony maraina, ka afaka ny hamamoan'i Nabala, dia nambaran'ny vavy taminy izany zavatra izany, ka dia matihena ny fony ka tonga tahaka ny vato.