1 Samuel 25:38 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony afaka hafoloana dia nasian’NY TOMPO i Nabala ka maty.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary sahabo ho hafoloana taorian’izany, dia nasian’i Iaveh i Nabala ka maty.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary tokony ho folo andro taorian’izany, dia nasian’ny TOMPO indray i Nabala ka dia maty.
Malagasy Bible 1865
Ary nony afaka hafoloana, dia nasian'i Jehovah Nabala, ka dia maty izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony afaka hafoloana dia nasian’NY TOMPO i Nabala ka maty.
malagasy
Ary nony afaka hafoloana, dia nasian'i Jehovah Nabala, ka dia maty izy.