1 Samuel 25:40 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony tonga tany amin’i Abigaila teo Karmela ny mpanompon’i Davida dia niteny taminy hoe: Naniraka anay hankaty aminao mba haka anao ho vadiny i Davida.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony tonga tany Karmela amin’i Abigaila ny mpanompon’i Davida, dia niteny taminy hoe: «Nirahin’i Davida ho atỳ aminao izahay, ny amin’ny hakany anao ho vady».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia tonga tany amin’i Abigaîla tao Karmela ny mpanompon’i Davida, ka nilaza taminy hoe: –Nirahin’i Davida hankatỳ aminao izahay mba haka anao ho vadiny.
Malagasy Bible 1865
Ary nony tonga tany amin'i Abigaila teo Karmela ny mpanompon'i Davida, dia hoy izy: Davida naniraka anay hankatỳ aminao hila anao ho vadiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony tonga tany amin’i Abigaila teo Karmela ny mpanompon’i Davida dia niteny taminy hoe: Naniraka anay hankaty aminao mba haka anao ho vadiny i Davida.
malagasy
Ary nony tonga tany amin'i Abigaila teo Karmela ny mpanompon'i Davida, dia hoy izy: Davida naniraka anay hankatỳ aminao hila anao ho vadiny.