1 Samuel 25:41 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nitsangana izy ary niankohoka tamin’ny tany ka niteny hoe: Eny ary, aoka aho ho mpanompo hanasa ny tongotry ny mpanompon’ny tompoko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nitsangana ravehivavy, dia niankohoka tamin’ny tany, vao niteny hoe: «Indro fa ny ankizivavinao dia toy ny mpanompo hanasa ny tongotry ny mpanompon’ny tompoko».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nitsangana i Abigaîla ka niankohoka tamin’ny tany ary niteny hoe: –Ho mpanompon’i Davida aho, ka vonona hanasa ny tongotr’ireo mpanompony toy ny andevo.
Malagasy Bible 1865
Dia nitsangana izy ary niankohoka tamin'ny tany ka nanao hoe: Indro, aoka ny ankizivavinao ho mpanompo hanasa ny tongotry ny mpanompon'itompokolahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nitsangana izy ary niankohoka tamin’ny tany ka niteny hoe: Eny ary, aoka aho ho mpanompo hanasa ny tongotry ny mpanompon’ny tompoko.
malagasy
Dia nitsangana izy ary niankohoka tamin'ny tany ka nanao hoe: Indro, aoka ny ankizivavinao ho mpanompo hanasa ny tongotry ny mpanompon'itompokolahy.