1 Samuel 25:43 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Davida moa dia efa nanambady an’i Ahinoama avy any Jezirela koa ka samy vadiny avokoa izy roa vavy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanambady an’i Akinôama avy any Jezraela koa i Davida, ka vadiny avokoa izy roa vavy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa nanambady an’i Ahinôhama avy any Jizrehela koa i Davida, ka dia samy vadiny avokoa izy roa.
Malagasy Bible 1865
Ary Davida efa nanambady an'i Ahinoama avy any Jezirela koa; ary samy novadiny avokoa izy roa vavy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Davida moa dia efa nanambady an’i Ahinoama avy any Jezirela koa ka samy vadiny avokoa izy roa vavy.
malagasy
Ary Davida efa nanambady an'i Ahinoama avy any Jezirela koa; ary samy novadiny avokoa izy roa vavy.Fa Saoly efa nanome an'i Mikala, zananivavy, vadin'i Davida, ho vadin'i Palty, zanak'i Laisy, avy any Galima.