1 Samuel 25:44 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa i Saoly dia efa nanome an’i Mikala, zanany vavy, vadin’i Davida, ho vadin’i Palty, zanak’i Laisy, avy any Galima.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa i Saola anefa nanome an’i Mikola zanany vavy, vadin’i Davida, ho vadin’i Faltì avy any Galima, zanak’i Laisa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa i Saoly efa nanome ny zanany Mikàla, vadin’i Davida, ho vadin’i Paltỳ zanakalahin’i Laîsy avy any Galîma.
Malagasy Bible 1865
Fa Saoly efa nanome an'i Mikala, zananivavy, vadin'i Davida, ho vadin'i Palty, zanak'i Laisy, avy any Galima.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa i Saoly dia efa nanome an’i Mikala, zanany vavy, vadin’i Davida, ho vadin’i Palty, zanak’i Laisy, avy any Galima.
malagasy
Fa Saoly efa nanome an'i Mikala, zananivavy, vadin'i Davida, ho vadin'i Palty, zanak'i Laisy, avy any Galima.