1 Samuel 25:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia naniraka zatovo folo lahy i Davida ka niteny tamin’ireo hoe: Miakara any Karmela ianareo ary mankanesa any amin’i Nabala, koa miarahabà azy amin’ny anarako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Naniraka zatovo folo lahy i Davida ary hoy i Davida tamin’ny zatovo nanao hoe: «Miakara any Karmela ianareo, dia mankanesa ao amin’i Nabala, ka miarahabà azy amin’ny anarako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia naniraka tanora folo lahy izy nohafarany hoe: –Miakara any Karmela, dia mankanesa ao amin’i Nabala mitondra fiarahabana ho azy amin’ny anarako.
Malagasy Bible 1865
Dia naniraka zatovo folo lahy Davida ka nanao taminy hoe: Miakara any Karmela ianareo, ary mankanesa any amin'i Nabala, ka miarahabà azy amin'ny anarako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia naniraka zatovo folo lahy i Davida ka niteny tamin’ireo hoe: Miakara any Karmela ianareo ary mankanesa any amin’i Nabala, koa miarahabà azy amin’ny anarako.
malagasy
Dia naniraka zatovo folo lahy Davida ka nanao taminy hoe: Miakara any Karmela ianareo, ary mankanesa any amin'i Nabala, ka miarahabà azy amin'ny anarako.