1 Samuel 25:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izao no holazainareo aminy: Trara antitra ianao, fiadanana anie ho anao, fiadanana ho amin’ny ankohonanao, ary fiadanana ho amin’izay anananao rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary izao no lazao aminy: Ho ela velona anie ianao! Ho ao aminao anie ny fiadanana, ho ao amin’ny ankohonanao anie ny fiadanana, ho ao amin’ny zavatra rehetra anananao anie ny fiadanana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao no holazainareo aminy: «Ho taom-pahombiazana anie ity taona ity ho anao! Fiadanana anie ho aminao sy ho amin’ny fianakavianao ary ho amin’izay anananao rehetra!
Malagasy Bible 1865
Ary izao no holazainareo aminy: trarantitra ianao, fiadanana anie ho anao, ary fiadanana ho amin'ny ankohonanao, ary fiadanana ho amin'izay anananao rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izao no holazainareo aminy: Trara antitra ianao, fiadanana anie ho anao, fiadanana ho amin’ny ankohonanao, ary fiadanana ho amin’izay anananao rehetra.
malagasy
Ary izao no holazainareo aminy: trarantitra ianao, fiadanana anie ho anao, ary fiadanana ho amin'ny ankohonanao, ary fiadanana ho amin'izay anananao rehetra.