1 Samuel 25:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa tonga ireo zatovon’i Davida dia niteny tamin’i Nabala tamin’ny anaran’i Davida izy ireo araka izany teny rehetra izany, dia nipetraka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony tonga ny zatovon’i Davida naveriny tamin’i Nabala izany teny rehetra izany, tamin’ny anaran’i Davida, dia niala sasatra izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa tonga tany Karmela ireo tovolahy nalefan’i Davida, dia naveriny tamin’i Nabala izany teny rehetra izany tamin’ny anaran’i Davida, ary dia niandry izy ireo.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa tonga ny zatovon'i Davida, dia niteny tamin'i Nabala tamin'ny anaran'i Davida araka izany teny rehetra Izany izy, ka dia nipetraka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa tonga ireo zatovon’i Davida dia niteny tamin’i Nabala tamin’ny anaran’i Davida izy ireo araka izany teny rehetra izany, dia nipetraka.
malagasy
Ary rehefa tonga ny zatovon'i Davida, dia niteny tamin'i Nabala tamin'ny anaran'i Davida araka izany teny rehetra Izany izy, ka dia nipetraka.