1 Samuel 26:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, fa tahaka ny nanaovako ny ainao ho lehibe teo imasoko androany no mba hanaovan’NY TOMPO ny aiko ho lehibe eo imasony koa ka hanafahany ahy amin’ny fahoriana rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary indro fa toy ny nahasarobidy ny ainao teo imasoko androany, no mba hahasarobidy ny aiko eo imason’i Iaveh koa, ka hanafahany ahy amin’ny tebiteby rehetra».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa tahaka ny nahasarobidy tamiko ny ainao, no enga anie hahasarobidy ny aiko amin’ny TOMPO ka hanafahany ahy amin’ny fahoriana isan-karazany.
Malagasy Bible 1865
Ary, indro, fa tahaka ny nanaovako ny aina ho lehibe androany no mba hanaovan'i Jehovah ny aiko ho lehibe kosa ka hanafahany ahy amin'ny fahoriana rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, fa tahaka ny nanaovako ny ainao ho lehibe teo imasoko androany no mba hanaovan’NY TOMPO ny aiko ho lehibe eo imasony koa ka hanafahany ahy amin’ny fahoriana rehetra.
malagasy
Ary, indro, fa tahaka ny nanaovako ny aina ho lehibe androany no mba hanaovan'i Jehovah ny aiko ho lehibe kosa ka hanafahany ahy amin'ny fahoriana rehetra.Ary hoy Saoly tamin'i Davida: Hotahina anie ianao, ry Davida zanako; hanao dia hanao ianao sady hahatontosa. Dia lasa Davida, fa Saoly kosa nitodi-doha hiverina.