1 Samuel 27:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy i Akisy: Moa tsy nanafika va ianareo androany? Dia hoy i Davida: Nanafika ny tany atsimo izay any Joda sy izay an’ny Jeramelita ary izay an’ny Kenita izahay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Akisa: «Taiza no nanafika ianareo androany?» Dia namaly i Davida: «Tany amin’ny Negeban’i Jodà, tany amin’ny Negeban’i Jerameelita ary tany amin’ny Negeban’i Kineanina».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka nony nanontany azy i Akisy hoe: «Taiza avy no nanafihanareo androany?», dia novaliany hoe: «Tany amin’ny faritra atsimon’i Joda» na «Tany amin’ny faritra atsimon’ny Jerahimeelita» na koa «Tany amin’ny faritra atsimon’ny Kenita ».
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Akisy: Moa tsy nanafika va ianareo androany? Dia hoy Davida: Nanafika ny tany atsimo izay an'i Joda sy izay an'ny Jeramelita ary izay an'ny Kenita izahay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy i Akisy: Moa tsy nanafika va ianareo androany? Dia hoy i Davida: Nanafika ny tany atsimo izay any Joda sy izay an’ny Jeramelita ary izay an’ny Kenita izahay.
malagasy
Ary hoy Akisy: Moa tsy nanafika va ianareo androany? Dia hoy Davida: Nanafika ny tany atsimo izay an'i Joda sy izay an'ny Jeramelita ary izay an'ny Kenita izahay.