1 Samuel 27:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nino an’i Davida i Akisy ka niteny hoe: Efa nampangidy hoditra ny tenany any amin’ny Israely olony izy ka ho mpanompoko mandrakizay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka natoky an’i Davida i Akisa, fa hoy izy: «Nanao izay hampangidy hoditra azy amin’i Israely vahoakany izy, ka ho mpanompoko mandrakizay».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Natoky an’i Davida i Akisy, satria nihevitra hoe: «Efa nanamaimbo tena tamin’ny Israelita mpiray firenena aminy izy, ka dia ho mpanompoko mandrakizay.»
Malagasy Bible 1865
Ary Akisy nino an'i Davida ka nanao hoe: Efa nampangidy hoditra ny tenany any amin'ny Isiraely olony izy, ka dia ho mpanompoko mandrakizay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nino an’i Davida i Akisy ka niteny hoe: Efa nampangidy hoditra ny tenany any amin’ny Israely olony izy ka ho mpanompoko mandrakizay.
malagasy
Ary Akisy nino an'i Davida ka nanao hoe: Efa nampangidy hoditra ny tenany any amin'ny Isiraely olony izy, ka dia ho mpanompoko mandrakizay.[Heb. nanamaimbo]