1 Samuel 27:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niainga i Davida ka nandeha niaraka tamin’ny eninjato lahy nanaraka azy nankany amin’i Akisy, zanak’i Maoka, mpanjakan’i Gata.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa niainga i Davida sy izy enin-jato lahy nomba azy, nankany amin’i Akisa, zanak’i Maôka mpanjakan’i Geta.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa lasa i Davida mbamin’ny eninjato lahy mpiara-dia aminy, nankany amin’i Akisy, zanakalahin’i Mahôka sady mpanjakan’i Gata.
Malagasy Bible 1865
Ary niainga Davida nandeha mbamin'ny enin-jato lahy nanaraka azy nankany amin'i Akisy, zanak'i Maoka, mpanjakan'i Gata.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niainga i Davida ka nandeha niaraka tamin’ny eninjato lahy nanaraka azy nankany amin’i Akisy, zanak’i Maoka, mpanjakan’i Gata.
malagasy
Ary niainga Davida nandeha mbamin'ny enin-jato lahy nanaraka azy nankany amin'i Akisy, zanak'i Maoka, mpanjakan'i Gata.