1 Samuel 27:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nisy nanambara tamin’i Saoly fa efa nandositra nankany Gata i Davida, koa tsy nitady azy intsony izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nilazana i Saola fa nandositra tany Geta i Davida ka dia tsy nandeha hanjòhy azy intsony izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa ren’i Saoly fa nandositra any Gata i Davida, dia nijanona tsy nitady azy intsony izy.
Malagasy Bible 1865
Ary nambara tamin'i Saoly fa Davida efa nandositra nankany Gata, ka dia tsy nitady azy intsony izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nisy nanambara tamin’i Saoly fa efa nandositra nankany Gata i Davida, koa tsy nitady azy intsony izy.
malagasy
Ary nambara tamin'i Saoly fa Davida efa nandositra nankany Gata, ka dia tsy nitady azy intsony izy.