1 Samuel 27:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nomen’i Akisy azy androtr’izay i Ziklaga. An’ny mpanjakan’i Joda ambaraka androany i Ziklaga.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nomen’i Akisa azy androtr’izay ihany i Sikelega; noho izany dia an’ny mpanjakan’i Jodà i Sikelega mandraka androany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Iny andro iny ihany dia nomen’i Akisy azy ny tanànan’i Tsiklàga. Izany no nahatonga an’i Tsiklàga ho an’ny mpanjakan’i Joda mandraka androany.
Malagasy Bible 1865
Dia nomen'i Akisy azy androtrizay Ziklaga; ka dia an'ny mpanjakan'ny Joda ambaraka androany Ziklaga.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nomen’i Akisy azy androtr’izay i Ziklaga. An’ny mpanjakan’i Joda ambaraka androany i Ziklaga.
malagasy
Dia nomen'i Akisy azy androtrizay Ziklaga; ka dia an'ny mpanjakan'ny Joda ambaraka androany Ziklaga.