1 Samuel 27:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny andro nitoeran’i Davida tany ambanivohitry ny Filistina dia herintaona sy efa-bolana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Herintaona sy efa-bolana no andro nipetrahan’i Davida tany amin’ny tanin’ny Filistinina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Herintaona sy efa-bolana no nitoeran’i Davida tao amin’ny tanin’ny Filistinina.
Malagasy Bible 1865
Ary ny andro nitoeran'i Davida tany amin'ny tanin'ny Filistina dia herintaona sy efa-bolana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny andro nitoeran’i Davida tany ambanivohitry ny Filistina dia herintaona sy efa-bolana.
malagasy
Ary ny andro nitoeran'i Davida tany amin'ny tanin'ny Filistina dia herintaona sy efa-bolana.