1 Samuel 27:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niakatra i Davida sy ny olony ka nanafika ny Gesorita sy ny Gizrita ary ny Amalekita satria ireo no nonina tamin’ny tany hatrizay ela izay, hatrany akaikin’i Sora, hatrany amin’ny tany Ejipta.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niakatra i Davida sy ny olony ary nanafika ny Gesorianina sy ny Gerzianina ary ny Amalesita, fa olona nonina any ankilan’i Sora ka hatrany amin’ny tany Ejipta izy ireo izany ela izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy tao i Davida sy ny olony no niakatra nanafika ny Gesôrita sy ny Girzita ary ny Hamalekita; fa ireo no mponina hatrizay tamin’izany faritra izany, dia hatrany Sora ka tafapaka any amin’ny sisin-tanin’i Ejipta.
Malagasy Bible 1865
Ary Davida sy ny olony niakatra ka nanafika ny Gesorita sy ny Gizrita ary ny Amalekita; fa ireo nonina tamin'ny tany hatrizay ela izay, dia hatrany akaikin'i Sora, hatramin'ny tany Egypta.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niakatra i Davida sy ny olony ka nanafika ny Gesorita sy ny Gizrita ary ny Amalekita satria ireo no nonina tamin’ny tany hatrizay ela izay, hatrany akaikin’i Sora, hatrany amin’ny tany Ejipta.
malagasy
Ary Davida sy ny olony niakatra ka nanafika ny Gesorita sy ny Gizrita ary ny Amalekita; fa ireo nonina tamin'ny tany hatrizay ela izay, dia hatrany akaikin'i Sora, hatramin'ny tany Egypta.