1 Samuel 28:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nianiana tamin’NY TOMPO i Saoly ka niteny taminy hoe: Raha velona koa NY TOMPO dia tsy hisy heloka hahazo anao amin’izao zavatra izao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nianiana taminy, tamin’i Iaveh, i Saola nanao hoe: «Marina fa velona i Iaveh. Koa tsy hampidi-doza aminao akory izao zavatra izao».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nianiana taminy sady nanonona ny anaran’ny TOMPO i Saoly ka nanao hoe: –Velona ny TOMPO ka milaza marina aho fa tsy hampaninona anao akory izao raharaha izao.
Malagasy Bible 1865
Ary Saoly nianiana tamin'i Jehovah ka nanao taminy hoe: Raha velona koa Jehovah, dia tsy hisy heloka hahazo anao amin'izao zavatra izao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nianiana tamin’NY TOMPO i Saoly ka niteny taminy hoe: Raha velona koa NY TOMPO dia tsy hisy heloka hahazo anao amin’izao zavatra izao.
malagasy
Ary Saoly nianiana tamin'i Jehovah ka nanao taminy hoe: Raha velona koa Jehovah, dia tsy hisy heloka hahazo anao amin'izao zavatra izao.