1 Samuel 28:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy Ravehivavy: Iza ary no hampiakariko ho eto aminao? Ary hoy izy: I Samoela no ampiakaro ho eto amiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy ravehivavy: «Iza àry no asaiko miakatra mankatỳ aminao?» Ka hoy ny navaliny: «I Samoela no asaovy miakatra mankatỳ amiko».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanontany azy ilay vehivavy hoe: –Iza àry no tianao hantsoiko hanketo aminao? Ka novaliany hoe: –I Samoela antsoina hanketo amiko.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy ravehivavy: Iza ary no hampiakariko ho eto aminao? Ary hoy izy: Samoela no ampiakaro ho etỳ amiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy Ravehivavy: Iza ary no hampiakariko ho eto aminao? Ary hoy izy: I Samoela no ampiakaro ho eto amiko.
malagasy
Dia hoy ravehivavy: Iza ary no hampiakariko ho eto aminao? Ary hoy izy: Samoela no ampiakaro ho etỳ amiko.