1 Samuel 28:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony hitan-dRavehivavy i Samoela, dia nidradradradra tamin’ny feo mahery izy ka niteny tamin’i Saoly hoe: Nahoana no namitaka ahy ianao? I Saoly ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vao nahita an’i Samoela ravehivavy dia nidradradradra mafy, ary hoy ravehivavy tamin’i Saola hoe: «Ahoana no namitahanao ahy? Ianao no Saola».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony nahita an’i Samoela ilay vehivavy, dia niantsoantso mafy ary nanao tamin’i Saoly hoe: –Nahoana no dia nofitahinao aho? Hay i Saoly ianao!
Malagasy Bible 1865
Ary hitan-dravehivavy Samoela, dia nidradradradra tamin'ny feo mafy izy ka nanao tamin'i Saoly hoe: Nahoana no namitaka ahy ianao? fa ianao no Saoly.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony hitan-dRavehivavy i Samoela, dia nidradradradra tamin’ny feo mahery izy ka niteny tamin’i Saoly hoe: Nahoana no namitaka ahy ianao? I Saoly ianao.
malagasy
Ary hitan-dravehivavy Samoela, dia nidradradradra tamin'ny feo mafy izy ka nanao tamin'i Saoly hoe: Nahoana no namitaka ahy ianao? fa ianao no Saoly.