1 Samuel 28:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy ny mpanjaka taminy: Aza matahotra! Inona no hitanao? Hoy Ravehivavy tamin’i Saoly: Mahita andriamanitra miakatra avy amin’ny tany aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy ny mpanjaka taminy: «Aza matahotra; fa inona no hitanao?» Dia hoy ravehivavy tamin’i Saola: «Andriamanitra miakatra avy amin’ny tany no hitako.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hoy ny mpanjaka taminy: –Aza matahotra; fa inona no hitanao? Namaly kosa ravehivavy hoe: –Matoatoa miakatra avy ao amin’ny tany no hitako.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ny mpanjaka taminy: Aza matahotra; fa inona no hitanao? Ary hoy ravehivavy tamin'i Saoly: Andriamanitra miakatra avy amin'ny tany no hitako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy ny mpanjaka taminy: Aza matahotra! Inona no hitanao? Hoy Ravehivavy tamin’i Saoly: Mahita andriamanitra miakatra avy amin’ny tany aho.
malagasy
Ary hoy ny mpanjaka taminy: Aza matahotra; fa inona no hitanao? Ary hoy ravehivavy tamin'i Saoly: Andriamanitra miakatra avy amin'ny tany no hitako.