1 Samuel 28:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy i Samoela: Nahoana no manontany amiko ianao, nefa NY TOMPO efa mahafoy anao ka tonga fahavalonao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Samoela: «Ahoana no anontanianao ahy, nefa i Iaveh efa nihataka taminao, sy efa tonga fahavalonao?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy i Samoela hoe: –Nahoana no izaho no anontanianao? Kanefa ny TOMPO aza efa nandao anao ka tonga fahavalonao?
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Samoela: Nahoana no manontany amiko ianao, nefa Jehovah efa mahafoy anao ka tonga fahavalonao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy i Samoela: Nahoana no manontany amiko ianao, nefa NY TOMPO efa mahafoy anao ka tonga fahavalonao?
malagasy
Ary hoy Samoela: Nahoana no manontany amiko ianao, nefa Jehovah efa mahafoy anao ka tonga fahavalonao.