1 Samuel 28:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
NY TOMPO efa nanatanteraka izay nampilazainy ahy; fa efa nendahin’NY TOMPO hiala amin’ny tananao ny fanjakana ka nomeny olon-kafa, dia i Davida.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nataon’i Iaveh izao araka izay efa nolazainy rahateo tamin’ny alalako; efa notsoahan’i Iaveh teo am-pelatananao ny fanjakana, ka nomeny ny namanao, dia i Davida.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny TOMPO efa nanatanteraka izay nambarako avy taminy, dia ny nanalany teo an-tananao ny fanjakana ka nanomezany izany ho an’olon-kafa, dia i Davida.
Malagasy Bible 1865
Fa Jehovah efa nanao ho Azy araka ny nampilazainy ahy; fa efa nendahany hiala amin'ny tananao ny fanjakana ka nomeny an'i Davida namanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
NY TOMPO efa nanatanteraka izay nampilazainy ahy; fa efa nendahin’NY TOMPO hiala amin’ny tananao ny fanjakana ka nomeny olon-kafa, dia i Davida.
malagasy
Fa Jehovah efa nanao ho Azy araka ny nampilazainy ahy; fa efa nendahany hiala amin'ny tananao ny fanjakana ka nomeny an'i Davida namanao.