1 Samuel 28:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Satria tsy nihaino ny feon’NY TOMPO ianao ka tsy nahatanteraka ny fahatezerany mirehitra tamin’ny Amalekita, dia izany no nanaovan’NY TOMPO izao zavatra izao taminao androany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria tsy nihaino ny feon’i Iaveh ianao, fa tsy nanao tamin’i Amaleka araka ny firehitry ny hatezerany; ka izany no nanaovan’i Iaveh toy izao taminao androany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Satria tsy nohenoinao ny feon’ny TOMPO tamin’ny tsy nandringananao tanteraka ny Hamalekita, dia izany no nanaovan’ny TOMPO izao taminao androany.
Malagasy Bible 1865
Satria tsy nihaino ny feon'i Jehovah ianao ka tsy nahatanteraka ny fahatezerany mirehitra tamin'ny Amalekita, dia izany no nanaovan'i Jehovah izao zavatra izao taminao androany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Satria tsy nihaino ny feon’NY TOMPO ianao ka tsy nahatanteraka ny fahatezerany mirehitra tamin’ny Amalekita, dia izany no nanaovan’NY TOMPO izao zavatra izao taminao androany.
malagasy
Satria tsy nihaino ny feon'i Jehovah ianao ka tsy nahatanteraka ny fahatezerany mirehitra tamin'ny Amalekita, dia izany no nanaovan'i Jehovah izao zavatra izao taminao androany.