1 Samuel 28:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indray hatolotry NY TOMPO ho eo an-tanan’ny Filistina ny tenanao sy ny Israely; ary rahampitso dia ho etỳ amiko ianao sy ny zanakao; ary ny miaramilan’ny Israely koa dia hatolotry NY TOMPO ho eo an-tanan’ny Filistina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mainka hatolotr’i Iaveh eo an-tanan’ny Filistinina aza i Israely sy ianao. Rahampitso ianao sy ny zanakao dia ho any amiko, ary ny tobin’i Israely hatolotr’i Iaveh eo an-tanan’ny Filistinina.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hatolotry ny TOMPO eo an-tanan’ny Filistinina ianao mbamin’i Israely. Rahampitso ianao sy ny zanakao dia tafaraka amiko any amin’ny toeran’ny maty, ary ny tafik’i Israely hatolotry ny TOMPO eo an-tanan’ny Filistinina.
Malagasy Bible 1865
Ary hiaraka hatolotr'i Jehovah ho eo an-tànan'ny Filistina ny tenanao sy ny Isiraely; ary rahampitso dia ho etỳ amiko ianao sy ny zanakao; ary ny miaramilan'ny Isiraely koa dia hatolotr'i Jehovah eo an-tànan'ny Filistina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indray hatolotry NY TOMPO ho eo an-tanan’ny Filistina ny tenanao sy ny Israely; ary rahampitso dia ho etỳ amiko ianao sy ny zanakao; ary ny miaramilan’ny Israely koa dia hatolotry NY TOMPO ho eo an-tanan’ny Filistina.
malagasy