1 Samuel 28:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa ankehitriny, miangavy anao aho, mba henoy kosa ny tenin’ny mpanompovavinao, ary aoka aho handroso sombin-kanina kely eo anoloanao; dia hano izany mba ho tanjaka ho anao rehefa handeha amin’ny alehanao ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa ankehitriny, mba henoy kosa ny tenin’ny ankizivavinao: aoka mba horosoako sombi-mofo kely ianao; mihinàna amin’izany hahazoanao tanjaka ho eny amin’ny dia hotohizanao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ankehitriny dia mba henoy kosa ny teniko. Aoka aho handroso mofo kely hohaninao mba hampatanjaka anao alohan’ny hanohizanao ny dia.
Malagasy Bible 1865
Koa ankehitriny, masìna ianao, mba henoy kosa ny tenin'ny ankizivavinao, ary aoka aho handroso sombin-kanina kely eo anoloanao; dia hano izany mba hahatanjaka anao, raha handeha amin'ny alehanao ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa ankehitriny, miangavy anao aho, mba henoy kosa ny tenin’ny mpanompovavinao, ary aoka aho handroso sombin-kanina kely eo anoloanao; dia hano izany mba ho tanjaka ho anao rehefa handeha amin’ny alehanao ianao.
malagasy