1 Samuel 28:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Ravehivavy dia nanana zanak’omby mifahy tao an-trano; dia nandeha haingana izy ka namono izany, ary naka koba izy dia nofetafetainy ka nendasiny ho mofo tsy misy masirasira.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanan-janak’omby matavy tao aminy ravehivavy, ka novonoiny faingana izay, dia naka lafarina izy, nandity azy, ka nandotra azy ho mofo tsy misy lalivay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Najedak’ilay vehivavy faingana ny zanak’omby mifahy iray tao aminy, dia naka lafarinina izy ka nopotseriny ary nendasiny ho mofo tsy misy leviora.
Malagasy Bible 1865
Ary ravehivavy nanana zanak'omby mifahy tao an-trano; dia nandeha haingana izy ka namono izany, ary naka koba izy, dia nofetafetainy ka nendasiny ho mofo tsy misy masirasira.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Ravehivavy dia nanana zanak’omby mifahy tao an-trano; dia nandeha haingana izy ka namono izany, ary naka koba izy dia nofetafetainy ka nendasiny ho mofo tsy misy masirasira.
malagasy
Ary ravehivavy nanana zanak'omby mifahy tao an-trano; dia nandeha haingana izy ka namono izany, ary naka koba izy, dia nofetafetainy ka nendasiny ho mofo tsy misy masirasira.Ary narosony teo anoloan'i Saoly sy teo anoloan'ny mpanompony izany; dia nihinana izy ireo, ary dia niainga ka lasa nandeha tamin'iny alina iny ihany.