1 Samuel 28:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia narosony teo anoloan’i Saoly sy teo anoloan’ny mpanompony izany ka nihinana izy ireo, dia niainga ary lasa nandeha tamin’iny alina iny ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary narosony teo anoloan’i Saola sy teo anoloan’ny mpanompony ireo, ka dia nihinana izy ireo. Izay vao nitsangana izy ireo, ka lasa iny alina iny ihany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Narosony hohanin’i Saoly sy ireo mpanompony izany sakafo izany. Avy nihinana izy ireo, dia niainga ka lasa iny alina iny ihany.
Malagasy Bible 1865
Ary narosony teo anoloan'i Saoly sy teo anoloan'ny mpanompony izany; dia nihinana izy ireo, ary dia niainga ka lasa nandeha tamin'iny alina iny ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia narosony teo anoloan’i Saoly sy teo anoloan’ny mpanompony izany ka nihinana izy ireo, dia niainga ary lasa nandeha tamin’iny alina iny ihany.
malagasy
Ary narosony teo anoloan'i Saoly sy teo anoloan'ny mpanompony izany; dia nihinana izy ireo, ary dia niainga ka lasa nandeha tamin'iny alina iny ihany.