1 Samuel 28:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nivory ny Filistina dia tonga nitoby tao Sonema, fa i Saoly kosa dia namory ny Israely rehetra ka nitoby tao Gilboa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony tafangona ny Filistinina dia tonga nitoby tao Sonama; ary i Israely rehetra novorin’i Saola ka nitoby tao Jelbôe.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indray andro dia vory lanona ny miaramila filistinina ka nitoby tao Sonema; dia novorin’i Saoly kosa ny miaramila israelita rehetra mba hitoby ao Gilbôa.
Malagasy Bible 1865
Ary ny Filistina nivory, dia tonga ka nitoby tao Sonema; fa Saoly namory ny Isiraely rehetra, ka nitoby tao Gilboa kosa ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nivory ny Filistina dia tonga nitoby tao Sonema, fa i Saoly kosa dia namory ny Israely rehetra ka nitoby tao Gilboa.
malagasy
Ary ny Filistina nivory, dia tonga ka nitoby tao Sonema; fa Saoly namory ny Isiraely rehetra, ka nitoby tao Gilboa kosa ireo.