1 Samuel 28:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha nahita ny miaramilan’ny Filistina i Saoly dia raiki-tahotra sady niemponempona tokoa ny fony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raiki-tahotra sy nivadi-po mafy i Saola, nony nahita ity tobin’ny Filistinina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha vao nahita ny tobin’ny Filistinina i Saoly, dia raiki-tahotra sady nivadi-po.
Malagasy Bible 1865
Ary Saoly, raha nahita ny miaramilan'ny Filistina, dia raiki-tahotra sady niemponempona ny fony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha nahita ny miaramilan’ny Filistina i Saoly dia raiki-tahotra sady niemponempona tokoa ny fony.
malagasy
Ary Saoly, raha nahita ny miaramilan'ny Filistina, dia raiki-tahotra sady niemponempona ny fony.