1 Samuel 28:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanontany tamin’NY TOMPO i Saoly nefa tsy namaly azy NY TOMPO, na tamin’ny nofy, na tamin’ny Orima, na tamin’ny mpaminany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanontany an’i Iaveh i Saola, nefa tsy namaly azy i Iaveh, na tamin’ny nofy, na tamin’ny Orima, na tamin’ny mpaminany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Te hanontany ny TOMPO izy nefa ny TOMPO tsy namaly azy na tamin’ny nofy, na tamin’ny orîma, na tamin’ny mpaminany.
Malagasy Bible 1865
Ary Saoly dia nanontany tamin'i Jehovah, fa Jehovah tsy namaly azy, na tamin'ny nofy, na tamin'ny Orima, na tamin'ny mpaminany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanontany tamin’NY TOMPO i Saoly nefa tsy namaly azy NY TOMPO, na tamin’ny nofy, na tamin’ny Orima, na tamin’ny mpaminany.
malagasy
Ary Saoly dia nanontany tamin'i Jehovah, fa Jehovah tsy namaly azy, na tamin'ny nofy, na tamin'ny Orima, na tamin'ny mpaminany.