1 Samuel 29:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary namory ny miaramilany rehetra ho ao Afeka ny Filistina; fa ny Israely kosa dia nitoby teo anilan’ny loharano ao Jezirela.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary namory ny miaramilany rehetra tao Afeka ny Filistinina, fa nitoby teo anilan’ny loharano ao Jezraela kosa i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Namory ny miaramilany rehetra tao Afeka ny Filistinina, raha nitoby akaikin’ny loharano iray tao Jizrehèla kosa ny Israelita.
Malagasy Bible 1865
Ary ny Filistina dia namory ny miaramilany rehetra ho ao Afeka; fa ny Isiraely kosa nitoby teo anilan'ny loharano ao Jezirela.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary namory ny miaramilany rehetra ho ao Afeka ny Filistina; fa ny Israely kosa dia nitoby teo anilan’ny loharano ao Jezirela.
malagasy
[Ny nanesorana an'i Davida tsy hiaraka tamin'ny miaramilan'ny Filistina] Ary ny Filistina dia namory ny miaramilany rehetra ho ao Afeka; fa ny Isiraely kosa nitoby teo anilan'ny loharano ao Jezirela.