1 Samuel 29:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa mifohaza vao maraina ianao mbamin’ny mpanompon’ny tomponao izay nanaraka anao; ary rehefa mifoha maraina ianareo ka mazava ny andro dia mandehana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa mifohaza maraina koa ianao, mbamin’ireo mpanompon’ny tomponao, izay niaraka taminao, samia mifoha maraina ianareo, ka raha mazava ny andro dia mandehana».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa mifohaza maraina be ianao sy ireo mpanompo izay niara-dia taminao; samia mifoha maraina ianareo, ary mandehana rehefa mazava ny andro.
Malagasy Bible 1865
Koa mifohaza maraina koa ianao mbamin'ny mpanompon'ny tomponao izay nanaraka anao; ary rehefa nifoha maraina ianareo, ka mazava ny andro, dia mandehana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa mifohaza vao maraina ianao mbamin’ny mpanompon’ny tomponao izay nanaraka anao; ary rehefa mifoha maraina ianareo ka mazava ny andro dia mandehana.
malagasy
Koa mifohaza maraina koa ianao mbamin'ny mpanompon'ny tomponao izay nanaraka anao; ary rehefa nifoha maraina ianareo, ka mazava ny andro, dia mandehana.Ary Davida sy ny olony nifoha maraina koa handeha maraina hiverina any amin'ny tanin'ny Filistina. Ary ny Filistina dia niakatra nankany Jezirela.