1 Samuel 29:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nifoha vao mangiran-dratsy i Davida sy ny olony mba handeha hiverina maraim-be any amin’ny tanin’ny Filistina. Ny Filistina kosa dia niakatra nankany Jezirela.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nifoha maraina koa i Davida sy ny olony mba hiainga maraina hiverina any amin’ny tanin’ny Filistinina, ary ny Filistinina kosa niakatra nankany Jezraela.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nifoha maraina be i Davida sy ny olony ny ampitso mba hiverina any amin’ny tanin’ny Filistinina. Ary ny Filistinina kosa niakatra any Jizrehèla.
Malagasy Bible 1865
Ary Davida sy ny olony nifoha maraina koa handeha maraina hiverina any amin'ny tanin'ny Filistina. Ary ny Filistina dia niakatra nankany Jezirela.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nifoha vao mangiran-dratsy i Davida sy ny olony mba handeha hiverina maraim-be any amin’ny tanin’ny Filistina. Ny Filistina kosa dia niakatra nankany Jezirela.
malagasy
Ary Davida sy ny olony nifoha maraina koa handeha maraina hiverina any amin'ny tanin'ny Filistina. Ary ny Filistina dia niakatra nankany Jezirela.