1 Samuel 29:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa miverena ary mandehana soa amantsara mba tsy hanaovanao izay tsy sitrak’ireo andrianan’ny Filistina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa miverena ary mandehana amim-piadanana mba tsy hanao izay mety hahasosotra ny andrian’ny Filistinina.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa mandehana miverina mody am-piadanana mba tsy hanaovanao izay tsy mahafaly ireo filohan’ny Filistinina.
Malagasy Bible 1865
Koa miverena, ary mandehana soa aman-tsara, mba tsy hanaovanao izay tsy sitrak'ireo andrianan'ny Filistina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa miverena ary mandehana soa amantsara mba tsy hanaovanao izay tsy sitrak’ireo andrianan’ny Filistina.
malagasy
Koa miverena, ary mandehana soa aman-tsara, mba tsy hanaovanao izay tsy sitrak'ireo andrianan'ny Filistina.