1 Samuel 29:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy i Davida tamin’i Akisy: Inona no nataoko, ary inona no hitanao tamin’ny mpanomponao hatrizay nitoerako tatỳ aminao ka mandraka androany, no tsy hahazoako mandeha hiady amin’ny fahavalon’ny mpanjaka tompoko?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Davida tamin’i Akisa: «Fa inona no nataoko; ary inona no hitanao tamin’ny mpanomponao, hatrizay nitoerako teto aminao ka mandraka androany, no dia tsy hahazo mandeha hiady amin’ny fahavalon’ny mpanjaka tompoko aho?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy kosa i Davida tamin’i Akisy: –Fa inona no nataoko, ry mpanjaka tompoko, ary inona no tsiny hitanao tamiko mpanomponao hatramin’izay nipetrahako tatỳ aminao ka mandraka androany izay, no tsy mahazo mandeha miady amin’ny fahavalonao aho?
Malagasy Bible 1865
Fa hoy Davida tamin'i Akisy: Inona no nataoko, ary inona no hitanao tamin'ny mpanomponao hatrizay nitoerako tatỳ aminao ka mandraka androany, no tsy hahazoako mandeha hiady amin'ny fahavalon'ny mpanjaka tompoko?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy i Davida tamin’i Akisy: Inona no nataoko, ary inona no hitanao tamin’ny mpanomponao hatrizay nitoerako tatỳ aminao ka mandraka androany, no tsy hahazoako mandeha hiady amin’ny fahavalon’ny mpanjaka tompoko?
malagasy