1 Samuel 29:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia namaly an’i Davida i Akisy hoe: Fantatro fa tsara eo imasoko tahaka ny anjelin’Andriamanitra ianao; nefa ireo andrianan’ny Filistina no niteny hoe: Tsy hiara-miakatra amintsika hiady izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Akisa namaly an’i Davida: «Fantatro fa tsara tamiko ianao hoatra ny Anjelin’Andriamanitra, fa ny filohan’ny Filistinina no nanao hoe: Tsy hiara-miakatra amintsika amin’ny ady izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Akisy namaly an’i Davida: –Tsy misy. Fa mahafinaritra ahy tahaka ny anjeli n’Andriamanitra ianao. Saingy ireo filohan’ny Filistinina no nanao hoe: «Aoka izy tsy hiaraka hiady amintsika!»
Malagasy Bible 1865
Ary Akisy namaly an'i Davida hoe: Fantatro fa tsara eo imasoko tahaka ny anjelin'Andriamanitra ianao; nefa ireo andrianan'ny Filistina no nanao hoe: Tsy hiara-miakatra amintsika hiady izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia namaly an’i Davida i Akisy hoe: Fantatro fa tsara eo imasoko tahaka ny anjelin’Andriamanitra ianao; nefa ireo andrianan’ny Filistina no niteny hoe: Tsy hiara-miakatra amintsika hiady izy.
malagasy
Ary Akisy namaly an'i Davida hoe: Fantatro fa tsara eo imasoko tahaka ny anjelin'Andriamanitra ianao; nefa ireo andrianan'ny Filistina no nanao hoe: Tsy hiara-miakatra amintsika hiady izy.