1 Samuel 3:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny Israely rehetra koa, hatrany Dana ka hatrany Bery-Sheba, dia nahalala fa tonga mpaminanin’NY TOMPO tokoa i Samoela.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fantatr’i Israely rehetra hatrany Dana ka hatrany Bersabea fa tena mpaminanin’i Iaveh marina tokoa i Samoela.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany no nahafantaran’i Israely manontolo, manomboka any Dana ka mipaka any Beera-Seba, fa mpaminanin ’ny TOMPO i Samoela.
Malagasy Bible 1865
Ary ny Isiraely rehetra hatrany Dana ka hatrany Beri-sheba nahalala fa efa mpaminanin'i Jehovah tokoa Samoela.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny Israely rehetra koa, hatrany Dana ka hatrany Bery-Sheba, dia nahalala fa tonga mpaminanin’NY TOMPO tokoa i Samoela.
malagasy
Ary ny Isiraely rehetra hatrany Dana ka hatrany Beri-sheba nahalala fa efa mpaminanin'i Jehovah tokoa Samoela.Dia niseho tao Silo indray Jehovah; fa niseho tamin'i Samoela tao Silo Jehovah tamin'ny teniny.