1 Samuel 30:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Davida sy ny efajato lahy no nanenjika; fa ny roanjato lahy kosa izay reraka ka tsy afaka nita ny lohasahan-driaka Besora dia nijanona tany aoriana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanohy ny dia fanenjehany niaraka tamin’ny efajato lahy i Davida, fa ny roan-jato lahy nijanona noho izy efa reraka tsy nahatafita ny ranon-driaka Besôra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria reraka loatra ka tsy afa-niampita; fa i Davida sy ny efajato lahy no nanohy ny fanenjehana ireo Hamalekita.
Malagasy Bible 1865
Ary Davida sy ny efa-jato lahy no nanenjika; fa ny roan-jato lahy kosa, izay reraka ka tsy afaka nita ny renirano Besora, dia nijanona tany aoriana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Davida sy ny efajato lahy no nanenjika; fa ny roanjato lahy kosa izay reraka ka tsy afaka nita ny lohasahan-driaka Besora dia nijanona tany aoriana.
malagasy
Ary Davida sy ny efa-jato lahy no nanenjika; fa ny roan-jato lahy kosa, izay reraka ka tsy afaka nita ny renirano Besora, dia nijanona tany aoriana.