1 Samuel 30:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nahita lehilahy ejiptiana iray teny an-tsaha ny olona ka noentiny tany amin’i Davida. Dia nomeny hanina Ralehilahy ka nihinana sady nampisotroiny rano koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nahita lehilahy Ejiptianina anankiray tany an-tsaha izy ireo ka nentiny tao amin’i Davida. Ary nomeny mofo izy dia nihinana ary nampisotroin-drano,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Teny an-tsaha teny ireo miaramila dia nahita tovolahy Ejiptianina ka nentiny tany amin’i Davida. Nomena mofo izy hohaniny, ary rano hosotroiny.
Malagasy Bible 1865
Ary nahita lehilahy Egyptiana tany an-tsaha ny olona, ka nentiny tany amin'i Davida; ary nomeny hanina ralehilahy, ka nihinana izy, ary nampisotroiny rano koa izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nahita lehilahy ejiptiana iray teny an-tsaha ny olona ka noentiny tany amin’i Davida. Dia nomeny hanina Ralehilahy ka nihinana sady nampisotroiny rano koa.
malagasy
Ary nahita lehilahy Egyptiana tany an-tsaha ny olona, ka nentiny tany amin'i Davida; ary nomeny hanina ralehilahy, ka nihinana izy, ary nampisotroiny rano koa izy.