1 Samuel 30:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy i Davida taminy: An’iza moa ianao, ary avy taiza? Ary hoy izy: Zatovo ejiptiana, mpanompon’ny Amalekita iray, aho; ary narian’ny tompoko aho afaka omaly satria narary.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy i Davida taminy: «An’iza ianao, ary avy aiza?» Ka hoy ny navaliny: «Andevo Ejiptianina lasan-ko mpanompon’ny Amalesita anankiray aho, saingy narary, ka narian’ny tompoko, efa hateloana izay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanontany azy i Davida hoe: –An’iza moa ianao, ary mba avy taiza? Ka novaliany hoe: –Tovolahy ejiptianina aho ary mpanompon’ny Hamalekita iray. Nilaozan’ny tompoko aho afak’omaly satria narary.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Davida taminy: An'iza moa ianao, ary avy taiza? Ary hoy izy: Zatovo Egyptiana, mpanompon'ny Amalekita anankiray, aho; ary narian'ny tompoko aho, fa narary afaka omaly.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy i Davida taminy: An’iza moa ianao, ary avy taiza? Ary hoy izy: Zatovo ejiptiana, mpanompon’ny Amalekita iray, aho; ary narian’ny tompoko aho afaka omaly satria narary.
malagasy
Ary hoy Davida taminy: An'iza moa ianao, ary avy taiza? Ary hoy izy: Zatovo Egyptiana, mpanompon'ny Amalekita anankiray, aho; ary narian'ny tompoko aho, fa narary afaka omaly.