1 Samuel 30:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izahay mantsy nanafika ny tany atsimo izay an’ny Keretita sy ny faritanin’ny Joda ary ny tany atsimo izay an’i Kaleba sady nandoro an’i Ziklaga tamin’ny afo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanafika an’i Negeban’ny Keretianina sy ny faritanin’i Jodà mbamin’i Negeban’i Kaleba izahay, ary nodorany i Sikelega».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Talohan’izao dia nanafika ny faritra atsimo amin’ny Keretita sy ny an’i Joda ary ny an’i Kalebita izahay. Ary nodoranay ny tanànan’i Tsiklaga.
Malagasy Bible 1865
Izahay efa nanafika ny tany atsimo izay an'ny Keretita sy ny an'i Joda ary ny tany atsimo izay an'i Kaleba ary nandoro an'i Ziklaga tamin'ny afo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izahay mantsy nanafika ny tany atsimo izay an’ny Keretita sy ny faritanin’ny Joda ary ny tany atsimo izay an’i Kaleba sady nandoro an’i Ziklaga tamin’ny afo.
malagasy
Izahay efa nanafika ny tany atsimo izay an'ny Keretita sy ny an'i Joda ary ny tany atsimo izay an'i Kaleba ary nandoro an'i Ziklaga tamin'ny afo.