1 Samuel 30:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy i Davida taminy: Hitondra ahy midina ho amin’izany jirika izany va ianao? Ary hoy izy: Mianiàna amiko amin’Andriamanitra ianao fa tsy hamono ahy na hanolotra ahy ho eo an-tanan’ny tompoko, dia hitondra anao midina ho amin’izany jirika izany aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Davida taminy: «Manaiky hitarika ahy ho any amin’izany jirika izany va ianao?» Ary hoy ny navaliny: «Mianiàna amiko amin’Andriamanitra fa tsy hamono ahy ianao, na hanolotra ahy eo an-tanan’ny tompoko, dia hitarika anao ho any amin’izany jirika izany aho.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy i Davida taminy: –Azonao entina any amin’izany andian-tontakely izany ve aho? Dia hoy ny navaliny azy: –Raha mianiana amiko eto anatrehan’Andriamanitra ianao fa tsy hahafaty ahy, na hanolotra ahy amin’ny tompoko, dia hitondra anao eo amin’izany andian-tontakely izany aho.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Davida taminy: Hitondra ahy midina ho amin'izany jirika izany va ianao? Ary hoy izy: Mianiàna amiko amin'Andriamanitra fa tsy hamono ahy ianao na hanolotra ahy ho eo an-tànan'ny tompoko, dia hitondra anao midina ho amin'izany jirika izany aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy i Davida taminy: Hitondra ahy midina ho amin’izany jirika izany va ianao? Ary hoy izy: Mianiàna amiko amin’Andriamanitra ianao fa tsy hamono ahy na hanolotra ahy ho eo an-tanan’ny tompoko, dia hitondra anao midina ho amin’izany jirika izany aho.
malagasy